hotel de ville

Nampidirin'i dox | 25 Jan, 2008

Tany @ Dezaka iray zay nisy le cowboy zay tena tsy mbola nivôka io dezaka io fa izy ndray de mba maharaka vao2 ihany,nefa kosa izy somary mpandainga zay,nisy fanontaniana napetraka t@ ireto vitsy2 ka saika voavaliny dôly dia toy ny hoe:"mba fantatrao ve ahôna ny lalana mankany Tamatave" ka navaliny hoe:"efa hitako io,porofon' izany vita goudon ara-dalana io".Hinoako fa marina izay,de mbola nanontaniana koa izy hoe:"mba fantrao ve izany endriky ny Hotel de Ville ao Mahajanga zany" de mailaka èry izy namaly hoe:" tao mihintsy zahay no nisakafo"

Dox, manaraka indray vlm